Mateza Meuble Tamatave

Mateza Meuble Tamatave

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mateza Meuble Tamatave, Furniture shop, Toamasina/Eo akaikin'ny OMSI, Toamasina.

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 13/06/2026

Enjana havesatra nito ato ry retou an🙈
Raha mbola table sy seza tena hoe matevina
Table manger+8chaises
Toerana:akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza Meuble 0345893805
Manao livraison/mandefa am faritra

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 10/06/2026

Iza avy ilay nitady berceaux manja sy matevina tato?
Aza tara fa dispo de suite ity! 🤩😍💕Mety na ana prince keli na princesse🤩🩷💙Toerana:akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza Meuble 0345893805
Manao livraison/mandefa am faritra

03/06/2026

Izany hamanjanito anie e 🤩 izany ka tena hoe lovainjafy😉
Canapé d’angle gm 7place palissandre
Livré Avec ou sans coussin (au choix)
Lieu: Akaikiny vavahadiny Omsi misy plaque Mateza Meuble
☎️0345893805 Manao livraison/ mandefa

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 28/05/2026

Kely sisa dia tonga ny fety Reny 🫣 ,tolory fanaka mateza mba ho souvernir tsara foana no hitany Reny😍 Izay mividy fanaka toloranay cadeaux surprise 🎁🎁🎁🎁🎁🎁🫶
Koa aza tara ary fa tonga dia vonona ireto
Lit 2place disponible
Palissandre tena matevina be no tsara kalitao
Toerana:akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza Meuble 0345893805
Manao livraison/mandefa am faritra

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 19/05/2026

Mậnkasitraka foana hatrany nahatoky client fidèle avy any Antananarivo 🥰🙏
Ho anareo am faritra hafa aza misalasala miditra mp raha mila fanaka fa ho afa po nareo
Lieu: Tamatave akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza Meuble
0345893805

Marihana fa misy avokoa izay entana ilainareo

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 16/05/2026

Tena hoe aza tara fa tonga dia vonona ity 🥰
Salon L 7place gm palissandre + coussin
Lieu: akaikiny vavahadiny OMSI plaque Mateza Meuble
0345893805

14/05/2026

Salama daholo oh!
Izahay eto Tamatave dia vonona foana anome fahafa-po nareo ho an'izay mitady fanaka palissandre,lit et salon capitonner.
☎️0345893805 / 0345689477
Mandray commande / manao coussin/capitonnage
Mandefa

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 13/05/2026

Armoire coulissante palissandre
Disponible de suite
0345893805 akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza meuble

Photos from Mateza Meuble Tamatave's post 11/05/2026

Izany hatsaranito anie e 🫣🤩😍
Lit 3place palissandre
Disponible
Akaikiny vavahadiny OMSI misy plaque Mateza Meuble
0345893805

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Toamasina/Eo Akaikin'ny OMSI
Toamasina
501