11/04/2025
Salon sy table basse
Vidiny mora nefa qualité tsara
034 40 926 66 na mp Raha mila fanazavana fanampiny
Vente des meubles en Mélamine en provenance de la Malaisie.
11/04/2025
Salon sy table basse
Vidiny mora nefa qualité tsara
034 40 926 66 na mp Raha mila fanazavana fanampiny
07/04/2025
Chambre à coucher en promotion : 2 armoires ( 4 portes sy 2 portes), lit 3places, 2 tables de nuit, table coiffeuse
# # # 5 200 000ar fotsiny izy rehetra, mbola misy sous carton
034 40 926 66 na mp Raha mila fanazavana fanampiny
10/12/2024
Araka ny nampanantenaiko anareo fa Tonga ny arrivage tsika .ialana tsiny fa tsy mbola tafantsangana omaly izy jiaby..fa dao ary amzay atsika hampirina ny lamba ee,,handamina ny chambre tsika fa Efa akaiky tena akaiky ny fety aaa..Sady mora izy ato a.misy lehibe indrindra ka hatramy kely indrindra..aza misalasala manontany.
Contact tsy niova aa 0349648746
Eo ara oe
Salama aby atsika ato oo.
Tonga ny arrivage tsika dray aa,,resaka Armoire sy coiffeuse Ary meubles de cuisine...Lundi avokako eto ny sary .fa de tena maro raitra aaa..mandrapihaona oo
26/04/2024
Disponible
Tana Meubles informe son aimable clientèle que le magasin sera fermé du 29 Mars 2024 au Lundi 1er Avril 2024. Notre réouverture sera le 2 Avril 2024.
Tana Meubles souhaite un excellent week-end et de très Joyeuses Fêtes Pascales à tout le monde.
Nous informons notre aimable clientèle que le magasin sera fermé ce Samedi 08 Avril et nous ne seront ouvert que le Mardi 11 Avril 2023 à 8h30.
Tana Meubles vous souhaite un très bon weekend et de très joyeuses fêtes de Pâques.
09/01/2023
Finaritra ooo
Koa satria moa Vaovao ny Taona de manolotra zavatra vaovao ho antsika indray izahay .aza misalasala manontany ooo
TANA MEUBLES SOUHAITE A SON AIMABLE CLIENTELE UNE ANNEE PLEINE DE REUSSITE ET DE SUCCES. 🎉🎉🎉
TANA MEUBLES VOUS SOUHAITE
❤️UN JOYEUX NOËL ❤️
CHERS CLIENTS, Le
MAGASIN SERA FERMÉ Le SAMEDI
24 DÉCEMBRE
RÉOUVERTURE LE LUNDI 26 DÉCEMBRE
BONNE FÊTE DE NOËL A TOUS.
21/12/2022
Tsy mitsahatra manomé zava-baovao ho antsika fona ny TANA MEUBLES
Fauteuil io ngeza be sady afaka matoritory io,de io misy couleur mahafatifaty kely
Jereo dray ary ee
| Monday | 08:30 - 17:00 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 16:30 |