Meca Max Auto🔥 vous souhaites bonne et heureuse année🥳,
2026 vous apportera du santé😁, beaucoup de bonheurs🥰 et des moments émouvants et excitants 🤩avec votre automobile🚘
Meca Max auto
Mécanicien généraliste local ou à domicile. Matotra, maripotoana ary mahay sy ampy traikefa.
25/10/2025
Miarahaba atsika mpanaraka sy ianareo mpankafia ary mpitaiza fiara kodia rehetra tsy ankanavaka!
Tatoato dia tsy dia nanana fotoana firy ny ekipa nanaovana fizarana na publication teto aminy pejy Facebook satry maro dia maro ny asa nitandahatra. Ety ampiandohana dia misaotra anareo izay natoky anay hatramizao ary maneo ny fialan-tsiny ihany koa hoan'ireo izay niantso ka tsy nahatratra antso, izany mo dia noho ny olona réseau satry noho izay mécanicien spécialiste manantona n'aiza n'aiza misy anareo dia matetika izahay mi dépanné lavitra kely an'Antananarivo ka izay no antony.
Izay no izy fa ny tolotra ato aminay dia tsy miova fa mitohy ary mihatsara hatrany:
spécialiste afaka manantona anareo aminy fotoana rehetra 24 h / 7 j
ny asa rehetra momba ny -mécanique générale: moteur essence injection na carburateur na douzeur, diesel tsotra sy electronique, embrayage manuel, boite manuel, train sy ny liaison au sol rehetra.
-électronique embarqué (automobile),
-manao ny resaka adaptation sy modification mécanique ihany koa izahay raha ilainao ny manatsara na mila motera hafa no ny anao ianao.
Maro koa ny tolotra hafa omenay ka manasa anao hiantso ny laharana azahoana anay
0329067350
0342622501
05/07/2025
Bonjour daoly tompoko,
Ela ela tsy tato dia mba mizara kely indray eh,
Manao ny asa rehetra momba ny pompe hp ihany koa izahay an
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Njak'auto CPro
02/01/2025
Miarahaba atsika rehetra nahatratry ny taona 2025 oh!
Mirary soa sy fahasalamana hoatsika rehetra mandritra ity taona ity tompoko.🥰🥰🥰
31/10/2024
😊Miarahaba antsika rehetra izahay ato amin'ny Meca Max Auto! 👋👋
Vita izay ny vacance! Vita ihany koa ny fampidirana mpianatra!
Fotoana tsara indrindra zao hikarakarana fiara satry hoavy zao ny fotoanan'ny orana ka tena ilaina ny fiara. Aza endrasana ho tojo olana zay vao hanambotra na hikarakara ny fiara.
Aza adino ko fa toy ny zava-drehetra ny fiara ka mila fikarakarana ary mila fanamboarana izay simba, mba ho antoky ny ainao, fa indrindra ny manome antanana anizany anay mantianina momba ny mécanique auto mobile.
Manao ny mahakasika ny mécanique générale @ ny fiara rehetra ny Meca Max Auto ary mamonjy anao aminy fotoana rehetra. Service à domicile et dépannage mécanique/ électromécanique 24h/7jours.
Efa be ny afa-po taminy asanay ka aza misalasala ary miantso.
Service:
Moteur
mécanique et électromécanique
: manadio turbo, jet clean, pompe sy injecteur...
en état
pompe/carburateur/parallélisme/carrossage,sns...
Meca Max Auto:
032 90 673 50
034 26 225 01
Votre confiance pour votre sécurité au volant.
Mirary soa anao ny Méca Max Auto.
12/07/2024
Miarahaba atsika rehetra ndray oh!
Mba tsetsatsetra tsy aritra kely eh.
Ireo tombony azon'ireo mpanjifa ato aminay:
misahirana manantona garage ianareo fa izahay mintsy no manantona.
milahatra miandry ny laharana anamboarana ny fiaranao fa maka rendez vous dia 1 andro tontolo hikarakarana ny fiaranao manokana.
hasin-tanana dia mirary araka ny asa atao fa tsy misy fanararotana na kely aza
ny depense anao aminy fanandanina mividy piece sy ny sisa izahay satry pieces efa vita teste ary voa porofo no soloinao.
Anao ary ny safidy fa i Meca Max Auto dia manamora hatrany ny fiainanao.
: Mecanicien manantona anao aminy fotoana rehetra, 24h/7jours
Manome fahafahampo tanteraka hoanareo mpanjifa indrindra fa ianareo efa client fidèle.
Travaillons ensemble pour assurer votre transport quotidien!
032 90 673 50
Pic by MMA: P 206cc s16
02/07/2024
Miarahaba tsika rehetra e😁
Efa manakaiky izao ny vaccances an, dia tsara raha karakaraina ny fiara eh,
Atao ny verification majinijinika, ilaina ihany ko ny manao entretien mba hialana aminy mety ho problème aterak'izany raha taraiky.
Ny service nay dia à domicile, izany oe mécanicien afaka manantona anao aminy fotoana rehetra izahay fa na izany koa aza dia azonao atao tsara ny manantona anay aty aminy locale anay,
Meca Max Auto, mécanicien 24h/7j
Matotra, azo itokisana ary ampy traikefa.
13/06/2024
Salama tompoko oh! Fienambidy be mandritra ny herinandro oh 🤑🤑
Efa akaiky zao ny fetin ray, cadeau tsara ndrindra hoany Dada raha karakaraina ny fiarany atao entretien, verification sns mba ahafany mitondra ny vadiamanjanany mandende eh😅,
Ity ary ny herinandro cadeau fête des pères, mihena 20% ny main d'oeuvre aminy fikarakarana ny fiaranao mandritra ity herinandro ity.
/ 033 89 442 25 / 032 90 673 50
Photos: peugeot 206
Code promo: Izahay MecaMaxAuto fona!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
Manakambahiny
Antananarivo