11/08/2026
📺Table TV en palissandre (dispo)
📏L170cm H50cm
💰💰Mp pour plus d'infos💰💰
Mandray commande resaka fanaka rehetra (armoires, meubles cuisine, portes, ...) "MEUBLES SUR MESURE"
MENUISIER/ÉBÉNISTERIE
11/08/2026
📺Table TV en palissandre (dispo)
📏L170cm H50cm
💰💰Mp pour plus d'infos💰💰
10/08/2026
🙏Vif remerciement à ce grand client fidèle pour la confiance
Pour passer commande veuillez passer en MP
10/08/2026
✨Table de nuit en palissandre
Mp pour plus d'infos
10/08/2026
🎉Lit 2 place en palissandre+ 2 t.chevet
🌹Tsotra fa classe hatrany
Nb: commande
Mp plus d'infos
Elaela tsy tazana fa somary mbola nikarakara ny commande_nareo 💖
Mankasitraka anareo rehetra tsy ankanavaka (sy izay mbola hanao😉)
🙏🙏🙏
�tsotsotra fa milay�
17/04/2026
🪫before⏳.........⌛after🔋♥️♥️♥️♥️
17/04/2026
🍒meuble cuisine
🐞En palissandre
🙏Ho tahiana mihoatra foana ianareo client🫰
🔥Sur mesure 👌
🥰Raitra tena raitra kosa e
Tongava mp ary tompoko hanaovana devis manja be ianao😘
Indreto ary ny avant sy après
07/04/2026
Elaela tsy hita fa tato ihany nefa o
🎇Commande tsara kely miaraka amin'ny sary livrée🤗
🫰Toy izao rehefa mipetraka any antrano lay entana
👌 Aoka fotsiny
🔥 En palissandre
🤝Votre satisfaction, notre plus grande récompense 🙏🥰😉
07/04/2026
Merci beaucoup amin’ny retour 🙏
Ny fahafaham-ponareo no priorité anay. Misaotra amin’ny confiance 🤍🔥