12/06/2026
Salama e๐
Ho fanampiana sy fanohanana ny sehatry ny fiompiana eto aminโny faritra ๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐, ho avy izahay ekipanโny AGRIFARM hanolotra ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ momba ny fiompiana ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ธร ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ณ๐ผ ๐๐ ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ต๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ฑ๐ ๐น๐ฎ๐๐ฎ.
๐๏ธNy ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ izao
๐Amin'ny 09 ๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ
๐Ny toerana ao amin'ny ๐ง๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐ ๐๐๐๐ง๐ฆ๐ฌ
โ ๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎโ
Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Tongava maro ary o ! ๐คฉ
"๐๐ ๐ฏ๐ช๐ฑ๐ธ๐ถ๐ซ๐ฒ๐ช๐๐ช๐ท'๐ท๐ ๐ฏ๐ฒ๐ธ๐ถ๐น๐ฒ๐ช๐ท๐ช๐ธ ๐ฒ๐ผ๐ช๐ท'๐ช๐ท๐ญ๐ป๐ธ"
11/06/2026
๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐ป ๐๐ง๐ _๐๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น ๐ง๐ผ๐๐ฟ๐ถ๐๐บ ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ โ ๐ญ๐ฎ๐ฒ ๐๐ฑ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป
๐
11 hatraminโny 14 Jona 2026
๐CCI Ivato
Anisanโny mandray anjara aminโizany ny Agrival Agrifarm๐ค
Ka manasa antsika rehetra izahay ho avy hitsidika ny tranoeva nยฐ15๐
Tongava maro ary fa vonona hanome torolalana momba ny fiompiana ho anao izahay๐
๐๐จ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ค๐ค
Agrival Agrifarm
AGRIVAL dia orinasa matihanina amin'ny famokarana sakafom-biby natokana ho an'ny biby fiompy rehetra
08/06/2026
Salama e๐
Ho anareo eny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐๐๐๐๐ฃ๐ indray ary izao no hisitraka ity ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ manaraka ity๐
๐๏ธNy ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ izao
๐Amin'ny 09 ๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ
๐Ny toerana ao amin'ny ๐๐๐ฝ๐ฎ๐ฐ๐ฒ ๐๐๐ ๐๐ก๐ข๐ฆ๐๐ญ๐๐ง๐ข
๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ธร ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ณ๐ผ ๐๐ ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ต๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ฑ๐ ๐น๐ฎ๐๐ฎ no ho tanterahina amin'izany
โ ๐ง๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎโ
Raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso ity laharana ity ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Tongava maro ary o ! ๐คฉ
Amboaro dieny izao ary ny fotoananao sao tara eoโณ
"๐๐ ๐ฏ๐ช๐ฑ๐ธ๐ถ๐ซ๐ฒ๐ช๐๐ช๐ท'๐ท๐ ๐ฏ๐ฒ๐ธ๐ถ๐น๐ฒ๐ช๐ท๐ช๐ธ ๐ฒ๐ผ๐ช๐ท'๐ช๐ท๐ญ๐ป๐ธ"
31/05/2026
๐ฒ๐ฌFaly miarahaba ny Reny rehetra๐น
Androany isika hankalaza azy izay manome ny fitiavany isan'andro, ny heriny, ary ny fitsinjovany tsy misy fetra ๐ซถ
26/05/2026
๐
๐จ๐ข๐ซ๐ ๐
๐๐๐_๐๐๐ รฉ๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ง
Manasa antsika rehetra indray ho avy hitsidika ny ๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ๐๐ฏ๐ ๐๐-๐๐ misy ny Agrival Agrifarm๐ค
๐๏ธ28 hatramin'ny 31 Mey 2026
๐MPE Nanisana
Hisy ๐ซ๐ค๐ ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ซ๐๐ค๐ซ๐๐ค ๐๐ ho atolotray anareo amin'io fotoana io ๐คซ
Dieny izao ary dia amboaro ny fotoananao sao ho tara eoโณ
"๐ฃ๐ผ๐ ๐ถ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ช๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช ๐ท๐ ๐ถ๐ช๐ท๐ช๐ด๐ช๐ฒ๐ด๐ ๐ช๐ท๐ช๐ธ ๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช๐ท๐"๐ค
#2026
21/05/2026
Ho anareo any Toliara sy ny manodidina o!๐ค
Aza misalasala ary manjifa ny provandy sy zanak'akoho kely ilainao amin'ny Agence antsika ao Toliaraโ
Manaraha tsy tapaka ny pejy Agrival Agrifarm Toliara ๐
20/05/2026
๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ
Mba samia hoe mamaly eo aminโny commentaires isika ๐ฌ
ษชแดขแด แดแดษชษดโษชสแดแดแด แดแดแดสแดษดแด ษชสแดแดแด ษดแด แดแดสแดสษชแดษดแด แดษดแดสแดแด สแดษดแดแดแด แดษดแด ๊ฐแดแดแดษชแด๊ฐแดษดแดษดแด แดแดษดแดสแดแดแดโ๏ธ
โ
Ambohimanambola
โ
Alasora
"Ny fahombiazan'ny fiompianao isan'andro"
18/05/2026
๐ง๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐ ๐๐๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ _ ๐ฏรจ๐บ๐ฒ รฉ๐ฑ๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป
Mankasitraka be dia be anareo rehetra izay tonga nitsidika ny tranoeva nisy anay๐ค
Manantena foana izahay fa nanampy be anareo ireo torohevitra nozarainay anareoโ
Aza misalasala hatrany ary manjifa ny vokatra Agrival Agrifarm eny amin'ny mpanjinjara akaiky anao๐