27/05/2026
...
Conception des meubles sur mesures en mélamine
27/05/2026
...
07/05/2026
Que ce soit pour des comptoirs d'accueil, des bureaux, des open space, des cuisines, des dressing ou d'autres types des meubles.
Nos solutions s'adaptent à toutes vos besoins spécifiques. Suivant les normes, design, dimensions et couleurs.
Quelques-uns de nos réalisations pour vous guider à mieux choisir et prendre le chemin du professionnalisme.
Alors des idées en tête !?
Contact unique: +261 34 79 080 29
NOTRE DEVISE, C'EST DE VOUS SERVIRE!
13/09/2025
♡°°°TABLE BASSE MODERNE °°°♡
mp avy hatrany!
034 79 080 29
Jifao ny vita MALAGASY EH!!!
12/09/2025
👋 Miarahaba antsika rehetra indray!!!
Hafa ihany ny tsotra eh! Sady mora no voakajy tsara!
Misokatra ho antsika hatrany, ary azo tsidihina ny SHOW ROOM
Alatsinainy - zoma (8h _ 5h)
Sabotsy (8h _ 12h)
🏠 MOUFADAL CENTER ANOSIZATO EST
☎️ 034 79 080 29
Whatsapp 034 79 080 29
01/09/2025
Salama daholo eh!!
----- KIT CUISINE COMPLET -----
Ito indray no atolotra anao amin'ity herin'andro vaovao ity!
Araky ny maha KIT azy, izay hitanao amin'ny sary dia hiantohanay daholo!
Izay ilay hoe " mandray vita " eh!
》》 Placard en melamine
》》 Plan de travail en granite naturel
》》 Four encastrable
》》 Micro - ondes encastrable
》》 Plaque de cuisson encastrable
》》 Hotte aspirantes vitrée
》》 Évier en inox epais (2 bacs)
》》 Mitigeur multifonction (Design)
》》 Range couvert
》》 Range vaisselle
》》 Range bouteille
♡♡♡ Jifao hatrany ny VITA MALAGASY ♡♡♡
Show room: MOUFADAL CENTER ANOSIZATO EST Box n°3
Contact: 034 79 080 29
26/07/2025
Salama daholo e! 👋
Raha hanjifa ato aminay ianareo dia dingana tsotra toy izao no harahina!
➡️ Manome refy, na izahay maka refy.✍️
➡️ Manao devis (gratuit) mifanaraka amin'izay asa ho atao izahay.
(Afaka manao rendues 3d / misy sarany).🖼️
➡️ Manome proforma mifanaraka amin'izay izahay!🧾
➡️ Manefa ny avance voalohany ny mpanjifa.💸.
➡️ Manao ny asa izahay.⚒️⛏️
➡️ Manatitra ny asa izay nifanarahana.🚛
➡️ Manefa ny ambin'ny vola ny mpanjifa.💸
🏠 Centre commercial MOUFADAL CENTER
Anosizato antsinanana Box n°3
☎️ 034 79 080 29
💬 whatsapp 034 79 080 29
09/05/2025
Concevoir une cuisine peut parfois paraître difficile... 🛠
👉 C'est pourquoi nous vous proposons des conseils d'aménagement pour vous accompagner sur la conception et l'aménagement de votre cuisine.
N'hésitez pas à nous contacter!
☎️ 034 79 080 29
CENTRE COMMERCIAL MOUFADAL CENTER
Anosizato Est
de bain
04/05/2025
Mankasitraka foana amin'ny fahatokisana manjifa indray!🙏
04/05/2025
🖐 Table basse moderne!
02/05/2025
🖐 Salama daholo oh!
Tsy ny lakozia foana no afaka atao fa misy koa ny toy izao
》 Fisakafoanana sy fisotroana 🥗🍻
》Birao fandraisana any amin'ny toeram-piasana 📆💻
》sy ny maro hafa koa...😀
🙏 Mampanatena asa kalitao sy mora hatrany, araky ny efa nomena hatramin'izay!
☎️ 034 79 080 29