Jar d'Aina

Jar d'Aina

Share

Tout en Un

12/06/2026

Andao hilalao miaraka amin'ny Jar d'Aina! đŸ‡Č🇬🎉

👉 Stand faha firy no misy anay mandritra ny foire de l’indĂ©pendance izay atao ao amin’ny Arena Toamasina ny 22 hatramin’ny 25 Jona izao?

Mba hahatonga ny fandraisana anjara ho manan-kery, aza adino ireto dingana manaraka ireto:
1ïžâƒŁ Valio ny fanontaniana.
2ïžâƒŁ Asio "J'aime" ny pejy.
3ïžâƒŁ Zarao ity publication ity.
4ïžâƒŁ Asao ny namanao 3 mba hilalao koa.

Ny alahady 21 Jona 2026 no hanaovana ny fisarihana ka mety ho ianao no tsara vintana! 😍

10/06/2026

Mety mandany ohatrinona amin’ny fividianana charbon ianareo isam-bolana ? đŸ€”

Photos from Jar d'Aina's post 07/06/2026

Sakafo lasa mora andrahoina kokoa rehefa mampiasa Brikety Mitsitsy Ekolojika đŸ€©

Manampy anao tsy handany charbon be loatra izy io, indrindra rehefa mahandro sakafo sarotra masaka toy ny tongotr’omby.

Andramo ao an-trano ity Soupe Tongotr’omby ity fa tena mety ho an’ny fianakaviana iray manontolo 😋đŸČ

Aza adino ny mividy Brikety Mitsitsy Ekolojika mba hahamora kokoa ny fandrahoana đŸ€©

📍 Zes Betainomby, Toamasina
📞 Contact : +261 38 11 516 68

04/06/2026

đŸč😏 Inona ny tsiro tianao indrindra amin’ireo pulpes surgelĂ©es ato aminay?

Alefaso ny commande ho an’izay mbola tsy nanandrana, fa tena tsara sady ara-pahasalamana io ah! 😋

02/06/2026

Misy vaovao tsara 😏. Mandray anjara amin’ny Foire de l’IndĂ©pendance izahay ato amin'ny Jard'Aina đŸ€©đŸ„°

Manasa anao hitsidika ny stand-nay mandritra ny hetsika fa ho hitanao ao ireo vokatra isan-karazany: brikety mitsitsy ekolojika, pulpes de fruits surgelĂ©es, pulpe de bissap, sy vokatra maro hafa 🌿đŸč

Ny 22 hatramin’ny 25 Jona ny fotoanan-tsika, ao amin’ny Arena Toamasina.

👉 Aza adino ny mitsidika anay ao amin’ny stand n°60!

31/05/2026

Ny Reny no fototry ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny faharetana đŸ„°

Mirary fety mahafinaritra ho an’ny Reny rehetra izahay ato amin’ny Jar d’Aina ☘✚

Photos from Jar d'Aina's post 30/05/2026

đŸ„° Ataovy mamy sy miavaka ny fetin'ny Reny.

Fantatrao ve fa ny pulpe de fruits ato amin'ny Jar d’Aina dia azo ampiasaina amin’ny pñtisserie, crùme, sorbet, glace ary cuir de fruits ✹

Voajanahary, mora ampiasaina, ary manome tsiro afa mihitsy 😋💚

📍 ZES Betainomby, Toamasina
📞 Contact : 038 11 516 68

Photos from Jar d'Aina's post 29/05/2026

✹ Donnez du caractĂšre Ă  vos espaces avec des matĂ©riaux naturels et durables.

Pour vos projets de construction, de finition ou de dĂ©coration, nos briques de parement et tuiles apportent une touche chaleureuse, Ă©lĂ©gante et authentique Ă  votre maison đŸ§±đŸĄ

Façade extĂ©rieure, mur dĂ©coratif intĂ©rieur, allĂ©e, terrasse ou jardin
 chaque dĂ©tail compte pour crĂ©er un espace beau, solide et agrĂ©able Ă  vivre.

📍 Disponible à ZES Betainomby, Toamasina – Madagascar
📞 Contact: 038 11 516 68

👉 Passez votre commande dùs maintenant !

Photos from Jar d'Aina's post 26/05/2026

đŸ€© Vokatra vaovao ato amin’ny Jard’Aina!

Efa misy ato aminay izao ny Pulpes de Bissap, azo ampiasaina hanaovana sirop, confiture na gelĂ©e, araka izay ilainao. Sady tena matsiro 😋

Ho avy tsy ho ela ihany koa ny Confiture de bissap sy Confiture voroy, amin’ny tsiro tena miavaka.

📍 Zes Betainomby, Toamasina
📞 Commande : +261 38 11 516 68

👉 Alefaso hafatra miafina na antsoy izahay raha hanao commande.

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Zes Betainomby
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00