20/08/2026
✨🚚 TRIPLE LIVRAISON HO AN’NY ANDROANY 🚚✨
Mankasitraka anareo mpanjifa malala aho, indrindra ianareo matoky sy misafidy anay hatrany ❤️🙏
Tena faly sy mankasitraka amin’ny fitokisanareo izahay 🥰
💖 Mbola mitohy foana ny fandraisana commande, ka aza misalasala mandefa commande dieny izao!
🛋️ Mampiasà am-pifaliana ary finaritra amin’ny entana avy aty aminay!
❤️ Tena tianay daholo ianareo mpanjifa malala!
📲 034 34 000 80
🙏 Mankasitraka indrindra tamin’ny fitokisana sy fanohanana hatrany! ❤️
20/08/2026
✨👉 FORT-DAUPHIN DIRECTE ✨
🛋️ Salon 3 places + 2 places
🤍 Couleur : Gris élégant
🙏 Makasitraka indrindra an’i M. Bonny tamin’ny fahatokisana sy ny fividianana teto aminay ❤️
Mampiasà finaritra tompoko 🥰
✨ Mitohy foana ny PROMOTIONS ✨
Aza tara fa tongava mitsidika! 🏃♀️🏃♂️
📲 034 34 000 80
❤️🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana!
19/08/2026
💗 Iza indray no haka azy reto ary? 😍
Mamy Kely ireo an! 🥰✨
Aza tara fa sao misy maka mialoha eee 😘❤️
19/08/2026
✨ Tsara kely, tsara tarehy ! ✨
👉 Salon 3 places & 2 places – Gris 🤍
🛋️ Sur commande, azo alaina avy hatrany rehefa vita!
💥 Prix tena mirary
🏃♀️ Aza tara fa mandalo tsara sady mora!
📲 034 34 000 80
🙏 Mankasitraka indrindra tompoko! ❤️
19/08/2026
✨ SALON 221 GRAND MODEL – VERT MOUTON 💚 ✨
🔥 Dispo de suite ! 🔥
🛋️ Salon nouveau modèle, tout juste disponible chez Landy Soa Meuble 😍
💥 Prix promotion 🚫 hatrany !
Aza tara fa mety ho lany haingana 🏃♀️🏃♂️
📲 034 34 000 80
🙏 Mankasitraka indrindra tompoko ❤️
Tongava mitsidika anay ary misafidiana ny salon tianao! ✨
18/08/2026
✨ COUCOU TSIKA MIARINARIVO AO E 😍💚
🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana
🥰 Mampiasàha finaritra tompoko ❤️ 321 Grand Model – Vert Émeraude 💚✨
🔥 Mbola mitohy foana ny PROMOTIONS ato aminay, ka aza tara eee! 🏃♀️🏃♂️
📍 Tanjombato – Magasin M no misy anay
📲 034 34 000 80
💚 Makasitraka indrindra tamin’ny fahatokisana!
🙏❤️
17/08/2026
✨ DISPO DE SUITE ✨
🛋️ SALON 321 GRAND MODEL
🤎 Couleur Marron — élégant, confortable & magnifique 😍
🔥 PRIX PROMOTIONS HATRANY ! 🔥
Aza tara fa mety ho lany haingana 🏃♀️🏃♂️
📲 034 34 000 80
🙏❤️ Misaotra betsaka amin’ny fahatokisana sy ny soutien hatrany!
Tongava mitsidika, fa maro ireo modèles vaovao miandry anareo 🥰
17/08/2026
🌸✨ ITY SARY MAMY KELY ty indray no entiko iarahabana anareo rehetra 🥰❤️
🙏 Mirary herinandro mamy, milamina, feno fahasambarana sy fahombiazana ho antsika rehetra! Aoka anie ho herinandro hitondra vaovao mahafaly sy fitahiana ho an’ny tsirairay. ❤️✨
🛋️ MITOHY FOANA NY FANDRAISANA COMMANDE
✨ Misy modèles DISPONIBLES ihany koa
🔥 Ary mazava ho azy… PRIX PROMOTION ISIKA ZAO🚫
💝 Ho anareo izay mikasa hanatsara ny tranonareo na mitady salon tsara, manara-penitra ary tena mampiavaka ny intérieur, aza misalasala manatona anay.
📍 Landy Soa Meuble – Tanjombato, Magasin M
📲 034 34 000 80
❤️🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra amin’ny fitokisana, ny fividianana ary ny fanohanana tsy tapaka.
🥰 Landy Soa Meuble — miaraka aminao hatrany, hanome hatsarana sy confort ho an’ny tranonao! 🏡❤️
16/08/2026
📣 PUB — SALON PETIT MODEL 🤎
👉 RAIKITRA INDRAY ARY ITOOO! 😍🔥
Ilay Salon Petit Model tena tinareo be ❤️
Naverina indray noho ny fangatahanareo! 🥰
🤎 Marron Marron — élégant, classe & mahamay! 🤎🤎🤎
✨ DISPO DE SUITE ✨
📍 Tanjombato – Magasin M no misy azy
🏃♀️ Aza tara fa mety ho lasa haingana!
📲 034 34 000 80
🙏 Makasitraka indrindra tompoko tamin’ny fahatokisana sy fanohanana hatrany! ❤️
16/08/2026
🔥 OATSIKA MILA MODEL VAOVAO BE! 🔥
😍 Efa vita ato izy ity, ary tena tsara lotra e! ❤️
✨ Model vaovao, kanto ary manara-penitra — aza avela handalo!
👉 Tongava mitsidika sy mijery azy mivantana fa vao mainka ho tianao! 🥰
📍 Tanjombato – Magasin M no misy anay
📲 034 34 000 80
🙏 Makasitraka indrindra tompoko! ❤️
Landy Soa Meuble — manome fahafaham-po hatrany!