K-Mobile Store

K-Mobile Store

Share

🔥Ventes des divers accessoires / Produits Hi-Tech original 🔥

Photos from K-Mobile Store's post 08/09/2026

Salama daholo
Arrivage écran misy marque rehetra💥
Samsung / Redmi / Teco / Itel / Vivo / Oppo/ Tecno/Motorola / Iphone sns...

📌Izahay ihany koa dia manao réparation rehetra : Batterie, Dos, Dock, Housse, Cache écran, sns...

Prix écran à partir de 50.000Ariary

Toerana : En face institut d'hygiène Analakely
Afaka manao livraison
Telephone : 0387636213 / 0335708967
WhatsApp : +261387636213

Photos from K-Mobile Store's post 08/12/2025

Manomanomana fa ho avy indray ny fety🥰
Promotion Housse + cache écran 'ndray ity
Mividy housse iray dia mahazoa cache écran gratuit🥳
🔰Misy karazany maro ny housse afaka isafidianana tsara🔰

Prix : à partir de 20.000Ariary
Livraison partout à Madagascar 🚴 à partir de 3000Ar
Contact / WhatsApp : 038 76 362 13/ 033 57 089 67

Photos from K-Mobile Store's post 19/11/2025

Housse tablette standard 10" & 12" couleur Noir
✅Vente en gros( Na firy na firy)
Afaka mandefa en details ihany koa
Afaka mandefa any amin'ny faritra

Prix detail : 15.000Ar
Prix en gros : Mp

Tel: 038 76 362 13 / 033 57 089 67
Lieu : - Analakely Miranga Store box 2-17
- Itaosy Betavoahangy

02/10/2025

Miverina misokatra anio 2 Oktobra ny K-Mobile Store Analakely🥰
Miandry antsika panjifa fa ho raisinay ampitsikina be😁

0387636213

27/09/2025

Avis au public📢

En raison de la situation actuelle, l’ouverture est suspendue jusqu’à nouvel ordre.
Elle reprendra dès le retour à la normale.

Merci de votre compréhension.
0387636213

17/09/2025

🔰STOP Noana lava😂🔰

🔥Portable Air Pump model PL01🔥

Natao ho antsika mpampiasa fiara, moto, bisikileta sns...
🛵 Afaka mi-pompe kodiarana tsy mila mandeha vulca intsony
⚽ Afaka mi-pompe ballon rehetra ( foot, basket, volley sns..)
🔌 Sady power bank ihany koa, afaka mamahana finday, tablette sns
🔦 Torch, misy option torche ihany koa

Tel / WhatsApp: +261 38 76 362 13

Prix : 150.000Ariary
Toerana : Analakely Miranga Store Center Box 2-17
Livraison partout


Photos from K-Mobile Store's post 01/08/2025

💯 Appareil Diagnostic OBD2 – ELM327 sy V500

✅ ELM327 Bluetooth – Mifandray amin'ny finday Android, mamaky/mamafa code erreur, manara-maso angon-drakitra amin'ny apk (Torque, Car Scanner...)
💰 35.000 Ar

✅ OBD2 V500 Scanner – Misy écran, tsy mila finday, mamaky/mamafa code erreur, mampiseho mivantana ny donnée rehetra (température, capteurs, sns...)
💰 200.000 Ar
Telephone: 0387636213
WhatsApp: +26138763621

🚚 Livraison manerana an'i Madagasikara

Photos from K-Mobile Store's post 19/04/2025

Housse pour Motorola blindé avec bague 😋
Couleur dispo : Noir ihany

Livraison possible (Mandefa faritra)
Recuperation Itaosy (Boutique K-Mobile Store Itaosy) na Analakely (Miranga Store Box 2-17)
Tel : 034 29 758 84 / 033 57 089 67

27/01/2025

🥰Vaovao be ato amin'ny K-Mobile Store! ✅📱
🤩Misokatra izao ny atelier de réparation Smartphone ho an'ny fanamboarana finday sy ny changement écran ho an'ny marque rehetra.
🪛Tongava ary manamboatra ny finday-nao.
📌Service haingana sy matihanina✨
Toerana : Miranga Store Analakely Box 2-17
Tél : 0387636213

Photos from K-Mobile Store's post 08/01/2025

🔺Arovy ny findainao amin'ny alalan'ny housse qualité tsara🔺
Dispo de suite avokoa.
Misy hoan'ny téléphone karazany maro.
📌Google Pixel, Iphone, Samsung, Oppo, Vivo
📌Redmi, Huawei, Itel, Tecno, Infinix, Motorola sns...
Mandefa gros sy mandefa faritra rehetra.
Prix : manomboka amin'ny 15.000Ar

Lieu : Analakely Immeuble Miranga box 2-17 (en face de l'institut d'hygiène)

Tél : 0387636213
WhatsApp: +261387636213
Livraison partout ary mandefa faritra

Want your business to be the top-listed Furniture Store in Mantasoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address

Rue Andrianampoinimerina
Mantasoa