06/05/2025
Brut, stylé, solide : assemblage de mélamine, de métal et de beaucoup de charmes 😊.
Venez découvrir notre nouvelle création ! ✨
Fabrication de meubles en mélamine sur mesure, décoration et Homestaging.
06/05/2025
Brut, stylé, solide : assemblage de mélamine, de métal et de beaucoup de charmes 😊.
Venez découvrir notre nouvelle création ! ✨
02/05/2025
📍Mila birao ve ianao ?
📍Nefa tsy misy toerana asíana azy ankoatran'ny ao amin'ilay salon kely ?
🔑Azo atambatra tsara ireo, nefa koa sady omena endrika mahafatifaty !
👉 Ato amin’i BENAH, manampy anao izahay hanatanteraka izay ilainao !
29/04/2025
📍Besoin d'un coin bureau dans votre salon ?
📍Un petit espace à aménager ?
🔑Le combo bureau-table-télé est votre solution !
Chez Benah, nous le réalisons sur-mesure pour vous !
́lamine ́corationintérieure ́novationmaison
29/04/2025
RETOUR kely avy amin'izay efa nanjifa...
AFAPO hono izy 🤗
👉 Ary ianao ? 😉
́lamine ́corationintérieure
28/04/2025
Premier aperçu
- Étagère de coin
- Bureau pour enfant
À vos commandes ! 😉
́lamine ́corationintérieure
28/04/2025
Tongasoa eto amin'ny pejy !
BENAH dia matihanina amin'ny :
✅FANAMBOARANA FANAKA vita amin'ny MÉLAMINE
✅FANAVAOZANA sy FAMPIHAINGONA trano.
Tontolo iray natokana hampifangaroana HATSARÀNA sy FAHAIZA-MANAO.
👉Na te hanamboatra trano ianao
👉Hanatanteraka hevitrao manokana
👉Hanavao fanaka
👉Hanatsara endrika ny ao an'efitrano, birao, lakozia, fianarana, fivarotana, sns.
Vonona hanampy anao izahay amin'ny fanatanterahana izany.
Misaotra anao mitsidika !
Araho tsy tapaka ny pejy ahitanao ireo zava-baovao, ny asa vitanay ary handraisanao toro-hevitra ihany koa.
Mandra-pihaona ! 😊